Thursday, September 6th, 2007

# Podcast: Zo ANDRIANTSILAVO sy ny fandalovan’ny XV Makis de Madagascar teto Provence

IMG_3170Notontosaina omaly tao amin’ny La Plaine Sportive de Sorgues ny baolina lavalava nihaonanan’ny “Makis de Madagascar” sy ny “selection de Provence” izay tompon-dakan’i Eropa na champion d’Europe des Régions.

I Sorgues moa dia tanana kely tsy dia alavitra an’i Avignon ary 80 km miala an’i Marseille - aty atsimon’i Frantsa.
Ity lalao ity dia isan’ny lalao fanoman-tenan’ny Makis izay hiatrika ny lalao famaranana ny RUGBY CAN 2007 Hatao any Mahamasina ny 26 sy 29 Septembre 2007 ho avy izao ary hiaonan’i Kenya, Côte d’Ivoire,Ouganda ary ny Makis de Madagascar.

Indro ary ny Podcast, hanazavan’Andriamatoa Zo ANDRIANTSILAVO filohan’ny federasionina malagasy amin’ny taranja baolina lavava izao fanomana-tenan’i Makis da Madagascar izao.

 
icon for podpress  President Zo ANDRIANTSILAVO sur le micro d'Harinjaka: Play Now | Play in Popup | Download

IMG_3178Nahafinaritra tokoa ny lalao na dia resy azy isika. Niady tsara ny lalao nandritra ny 30 minitran’ny fidirana voalohany ary aotra no aotra ny ny “score”. Araka ny fanazavan’Andriamatoa RANDRIANARISOA Eric Mpanazatra ny XV Makis dia samy hafa ny fitsaran’ny mpitsara “arbitre” any afrika sy aty eropa ka izay no nahatonga ny fihovan’ny solaitra-be teo amin’ny faha 38 minitra satria tsy tsofin’ny mpitsara ny “essaie de premier main” ka nanomboka teo dia fanazaran-tena no nataon’ny XV Makis.

Ny fanazan-tena natao tamin’izany ohatra araka ny filazan’ny mpanazatra ihany dy ny “jeux groupé” su ny fanohanana côcôte izay mbola ananan’ny equipa malagasy lesoka kely. Tafavoaka tsara ireo tetik’hady nampiarina ireo satria dia tsy nahafaty ressaka “poussage” [fanohanana] (jeux d’avant) ry zareo.

Mirihina ihany koa fa samihafa ny ny lalao Afrikanina izay hiaonana amin’ny lalao famaranana izay miandry an-tsika sy ny lalaon’ny sélection de Provence satria dia manova tetika foana ireto vazaha. Ny rivotra “mistral” koa nanampy azy ka nahatonga ny fanafihan-tsika tsy de nandeha firy.

Fanazan-tena no dian’ny XV Makis taty fa tsy hijery vokatra ary tamin’izay lafin’ny fanazaran-tena izay dia hafa-po ny mpanazatra ary milaza fa misy entina amin’ny lalao amkatoky ny famaranana sy famaranana ny CAN.
Maro dia maro ireo malagasy mpila-ravinahitra no tonga nanotrona ny lalao, ary nampahatsiahy ireo lalao hiadiana omby mifahy eny amin’ny Malacam Antanimena ireo orakoraka sy fanohanan’ireo mpakafy … tsy antitra tsy tanora :

- Miara-tonga amin’ny baolina lesy e !!!

Ny taranja baolina lavalava ihany koa dia tsy ilaozan’ny hirahira sy ny 3ème mi-temps ka hafaliana ho ahy ny manolotra anareo izay tsy afaka nanatrika ity lalaom-piralahiana ity sombon-kiran’ny Makis de Madagascar (en exclusivité) ho voandalana.
Fomban’izy ireo rehefa vita ankanjo ka andeha hiakatra eny an-kianja aorian’ny vavaka izay iarahana.

Ity iray ity kosa dia hira nataon’izy ireo tao aorian’ny fisakafoanana izay niharahana tamin’ireo olo-manan-kaja isan-tsokajiny sy ny ben’ny Tananan’i Sorgues.

Misy sary kely ao amin’ny flickr ho an’ireo mbola tsy afa-po tsara.
Tao aorian’ity fihaoanana ara-panatanjahan-tena ity moa dia nisy fandraisana ireto mpilalao ireto nomanin’ny Malagasy eto Marseille ary tao an-tranon’ Andriamatoa Consul Adjoint-n’ny masoiviho Malagasy eto Marseille mivady no nanatontosana izany ary nahitany ihany koa ny Vice-Consul mivady, solotenan’ny lebehin’ny fikambana samihafa eto Marseille, ary namana izay tratra antso.
P1030724Mitohy hatrany ny fanazaran-tenan’ny XV Makis teto Marseille ary mbola hitohy rehefa tonga any an-tanin-drazana araka ny filazan’izy ireo. Miala eto Marseille raham-pitso izy ireo ary hiakatra any Paris, lalan’izy ireo mitodidoha any an-tanindrazana.

» Filed under malagasy, Madagascar, Just for fun, podcast at 18:25.

back to top

Wednesday, November 29th, 2006

Pokanel (humanitaire)


 
icon for podpress  Standard Podcast: Play Now | Play in Popup | Download

» Filed under humanitaire, podcast at 17:34.

back to top

Tuesday, July 4th, 2006

Michèle Rakotoson (Ecrivaine)

Pas toujours facile d’être écrivain, peintre, artiste …
…pas toujours facile de véhiculer la culture malgache.

rakotoson Lors d’une discussion le week-end dernier, Michèle Rakotoson a lancé un appel afin d’instaurer une véritable politique culturelle malgache par le biais de la diaspora …et pourquoi pas une fondation pour la culture malgache?
L’idée de Jogany de créer un authentique musée d’art malgache fait son chemin et semble être vite rattapée par celle de Michèle Rakotoson d’ouvrir une maison d’édition malgache au pays …
Je vous invite à écouter ce podcast et de participer à un débat constructif car, quelque part, nous sommes tous un peu concernés

Aux Malgaches de s’occuper de leur culture

Michèle Rakotoson

Michèle Rakotoson est née à Antananarivo (Madagascar) en 1948.
Journaliste et écrivain romancière et dramaturge, elle écrit en malgache comme en français
Née à Antananarivo en 1948 d’un père journaliste et d’une mère bibliothécaire. Vit à Madagascar jusqu’à 1983. Quitte son île bien aimée pour des raisons politiques et s’installe à Paris. Une fois son DEA en sociologie en poche, décide de se consacrer à l’écriture. Toute son oeuvre est largement empreinte de ses souvenirs de Madagascar. Quelques unes de ses oeuvres :

Sambany; arahin’ Ny tantaran’i Kotokely; sy Raha very aho ry Lery. (trois pièces en malgache) Antananarivo: Société malgache d’édition, 1980.
Dadabé. (collection de trois nouvelles) Paris: Karthala (Lettres du Sud), 1984
Le Bain des reliques (roman malgache). Paris: Karthala (Lettres du Sud), 1988.
Elle, au printemps. Saint-Maur: Sépia, 1996. Henoÿ - Fragments en écorce. Avin/Hannut (Belgique): Éditions Luce Wilquin, 1998.
Lalana. Paris: Arléa
, 2002.

 
icon for podpress  Michèle Rakotoson: Play Now | Play in Popup | Download

» Filed under Littérature, podcast at 13:27.

back to top

Wednesday, March 1st, 2006

“Madagascar est dans mon coeur, et je n’ai qu’une hate c’est d’y retourner.” Alex Pangui

 
icon for podpress  Standard Podcast: Play Now | Play in Popup | Download

Sommaire:

On a tous une raison de s’expatrier. Cela peut être des raisons personnelles ou professionnelles :les études, les perspectives de carrières,une punition civique … ou tout simplement pour l’amour d’u pays omme celui d’ Alex qui nous livre dans ce podcast les raisons pour lesquels il est à marseille alors qu’il a sa famille et ses amis sont a Madagascar. c’etait lors de notre rendez-vous “Alcoolo Philosophique sociologique” d’hier soir à La plaine (Marseille)

Quelques photos d’Alex :)

Ile rouge

Alex Rakotovazaha
Alex

» Filed under podcast at 17:20.

back to top

Sunday, January 29th, 2006

RAZANAKOLONA (skieur)

Une bonne nouvelle pour les Malgaches du monde entier : pour la première fois dans son histoire, Madagascar participera aux Jeux Olympiques d’hiver.

Madagascar alignera un skieur alpin du nom de Mathieu Razanakolona. Il est le premier athlète malgache à participer à des Jeux d’hiver.

À notez sur vos agendas :

20 Février – Compétition de Slalom Géant
25 Février – Compétition de Slalom

Plus d’info sur le périple des fères rAz sur les sites Internet:

www.skimadagascar.org.

www.rAzAlpin.org

 
icon for podpress  Standard Podcast: Play Now | Play in Popup | Download

» Filed under Uncategorized, podcast at 17:24.

back to top


Credits and stuff

Copyright © Blog Maivana | Powered by WP 2.0.2. | Tree by Headsetoptions and MandarinMusing a minimal theme based on HyperBallad
New Themes from Merchant Accounts: Web Site Hosting
Back to Content